|
|
|
|

Entry firofotra (rofotra)
Part of speech noun
 Toetran' ny aretina mibontsimbontsina: Ny firofotry ny bonibony [1.1]
 Mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13]
 éruption [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/05