| Entry | firavaka (ravaka) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany [1.1] | |||||
| Jewelry [1.7] | |||||
| Bijou [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Article | Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|