|
|
|
|

Entry firaika (raika)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1]
 Pente, inclinaison [1.13]
Vocabulary 
Examples Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. [2.296]

Updated on 2023/09/09