| Entry |
firaharahana
(raharaha)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1]
|
| | L'occupation, le soin, la délibération [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
[2.69]
|
| 2 | Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany?
[1.369]
|
|
|