| Entry | fipoahana (poaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao. Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may [1.1] | ||
| Explosion, détonation. [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|