|
|
|
|

Entry fipitrapitra (pitrapitra)
Part of speech noun
 Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1]

Updated on 2023/01/05