| Entry | fipetrahana (petraka) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia? Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy [1.1] | |||||
| The act of sitting; a seat [1.7] | |||||
| L'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège [1.3] | |||||
| Action de s'asseoir; siège [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|