| Entry | fipasohana (pasoka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin' ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana [1.1] | ||
| The act of ironing clothes; an iron [1.7] | ||
| Repassage du linge; fer à repasser [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|