|
|
|
|

Entry fionganana (ongana)
Part of speech noun
 Fianjerana ambony ambany, halavoana, fietrena, filetsena: Nampitolagaga ny olona rehetra ny fionganan' ny Minisitry ny... [1.1]

Updated on 2023/01/05