| Entry |
fiombonana
(ombona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiarahana manao, fiarahana mamana [1.1]
|
| | An association, a community [1.7]
|
| | Association, communauté [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana.
[1.317]
|
| 2 | lo vohitra io, ataoko Fiombonana no anarany.
[2.298]
|
| 3 | Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay.
[2.606]
|
|
|