|
|
|
|

Entry fiolonolonana (olonolona)
Part of speech noun
 Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1]
 Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13]
 Individualisme [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/05