|
|
|
|

Entry fiofanana (ofana)
Part of speech noun
 Fiomanana, amin' ny alalan' ny fianarana, hanao asa na handray raharaha (na raharaha vaovao na raharaha efa misy ny tena) mba hahavitana azy tsaratsara kokoa [1.1]

Updated on 2023/01/20