| Entry | fintinina (fintina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy Lazaina amin' ny teny fohy: Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra [1.1] | |||||||||
| To be shrunk, to be contracted, to be shortened [1.7] | |||||||||
| Qu'on rétrécit, qu'on raccourcit [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | afintina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|