| Entry | finganina (fingana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|