|
|
|
|

Entry findramana (indrana)
Part of speech noun
 Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety
Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena [1.1]
 The parties of whom things are frequently borrowed, a lender. [1.2]

Updated on 2023/01/20