|
|
|
|

Entry filofosana (lofo)
Part of speech noun
 Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1]

Entry filofosana (lofo)
Part of speech noun
 Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1]

Updated on 2012/11/27