|
|
|
|

Entry filibana (liba)
Part of speech noun
 Fanaranampo tanteraka, fanaovana ny tiana sy ny danin' ny kibo
Fikarenjena, fitiavana lalao sy fahafinaretana [1.1]

Updated on 2023/01/05