| Entry | filerana (lerana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|