| Entry | filazana (laza) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1] | ||
| A report, an announcement [1.7] | ||
| L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3] | ||
| Annonce, avis [1.5] | ||
| Entry | Filazana | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Vocabulary | ||
| Coordinates | -21.2666667, 46.6666667 | |
| Toponymy | filazana | |
| Updated on 2024/05/27 |
|