| Entry | filatsahana (latsaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|