|
|
|
|

Entry fikorianana (koriana)
Part of speech noun
 Fandehanan' ny rano midina moramora, fandehanana tsara, fisosana ho azy; fitenenana misononoka tsy miambatrambatra [1.1]

Updated on 2023/01/05