|
|
|
|

Entry fikopahana (kopaka)
Part of speech noun
 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
 A fan [1.2]
 Eventail, ventilateur [1.3]
Examples ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285]
Synonyms fikopaka

Updated on 2024/02/02