|
|
|
|

Entry fikofohana (kofoka)
Part of speech noun
 Fihetsehana tsy mahapetraka amin' ny misy ny tena, fihetsehana manao izay hialana, fihetsehana miasa tena [1.1]

Updated on 2023/01/20