|
|
|
|

Entry fikodedy (kodedy)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1]
Synonyms fikodedika

Updated on 2023/01/05