|
|
|
|

Entry fiketronana (ketrona)
Part of speech noun
 Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny fiketronana, hono, no mariky ny fahanterana [1.1]

Updated on 2023/01/05