|
|
|
|

Entry fikendrena (kendry)
Part of speech noun
 Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany [1.1]

Updated on 2023/01/20