|
|
|
|

Entry fikaratsahana (karatsaka)
Part of speech noun
 Fanaovana na famoahana feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feo mikepokepoka toy ny an' ny ravi-maina voahitsaka [1.1]

Updated on 2023/01/20