|
|
|
|

Entry fikabariana (kabary)
Part of speech noun
 Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso
Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho [1.1]
 L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu [1.3]
Examples 
1Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. [2.270]
2Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; [2.588]
3Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. [2.508]
Illustrations 

Updated on 2025/02/01