|
|
|
|

Entry fijokoana (joko)
Part of speech noun
  [Sihanaka] Otrika, famitsahana hamely [1.78]
 Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko [1.1]

Updated on 2012/11/20