| Entry | fihomboana (hombo) | |
| Part of speech | noun | |
| Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly [1.1] | ||
| Aggravation [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|