| Entry | fihodivirana (hodivitra) | |
| Part of speech | noun | |
| Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|