|
|
|
|

Entry fihoakoaka (hoakoaka)
Part of speech noun
 Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/05