|
|
|
|

Entry fihizina (hizina)
Part of speech noun
 Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1]

Updated on 2023/01/05