| Entry | fihinina (fihina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany [1.1] | |||||||||
| To be grasped, to be pressed, to be squeezed. [1.2] | |||||||||
| To be grasped, to be held tight [1.7] | |||||||||
| Qu'on tient, qu'on retient [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|