| Entry | fiheninkenenana (heninkenina) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|