| Entry | fihemorana (hemotra) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao [1.1] | |||||
| The act of drawing back; backsliding; a decline [1.7] | |||||
| Recul, retrait; déchéance, déclin [1.8] | |||||
| Reculade [1.66] | |||||
| Examples |
| ||||
| Antonyms | fandrosoana | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|