|
|
|
|

Entry fihazakazaka (hazakazaka)
Part of speech noun
 Fomba entina mihazakazaka
Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [1.1]
 La manière de courir [1.3]
Examples Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. [2.996]

Updated on 2023/01/09