| Entry |
fihasinana
(hasina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy
sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy [1.10]
|
| | Toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny [1.1]
|
| | Lieu de la consécration, du couronnement [1.3]
|
|
| Entry |
fihasinana
(hasina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiolanana; fandrotsirotsiana [1.1]
|
|
| Entry |
Fihasinana
|
| Part of speech | name (toponym)
|
| | Renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny.
Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay
mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza [1.10]
|
|