| Entry |
fihaonana
(haona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [1.1]
|
| | A place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [1.2]
|
| | A meeting; a meeting place [1.7]
|
| | Jonction [1.8, 13]
|
| | Rencontre [1.8]
|
| | Intersection [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Famangiana ihany no anton' ny fihaonana.
[2.366]
|
| 2 | ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy.
[2.643]
|
| 3 | Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka.
[2.366]
|
| 4 | Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny.
[2.472]
|
|
|