| Entry | fihanjahanjana (hanjahanja) | |
| Part of speech | noun | |
| Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|