| Entry | fihamboana (hambo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|