|
|
|
|

Entry fihalontralona (halontralona)
Part of speech noun
 Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1]

Updated on 2023/01/05