|
|
|
|

Entry fihalohaloana (halohalo)
Part of speech noun
 Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa [1.1]

Updated on 2023/01/20