|
|
|
|

Entry fihaingoana (haingo)
Part of speech noun
 Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena
Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [1.1]
 L’action de se parer, ornement [1.3]
Examples 
1Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437]
2Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69]

Updated on 2023/01/09