|
|
|
|

Entry fihahaka (hahaka)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha [1.1]
 Dispersion [1.13]
Synonyms fiparitahana

Updated on 2023/01/20