| Entry | fifoterana (fotitra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1] | ||
| L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3] | ||
| Examples | Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany.
[1.519] | |
| Updated on 2023/01/09 |
|