|
|
|
|

Entry fiforonana (forona)
Part of speech noun
 Fomba iforonana, izany hoe isiana, ahatongavana ho...; fisiana: Lazao raha fantatrao ny fiforonan' ny rahona [1.1]

Updated on 2023/01/20