| Entry | fifidianana (fidy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1] | |||||
| The act of choosing An election. [1.7] | |||||
| Action de choisir élection. [1.3, 1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/06/12 |
|