|
|
|
|

Entry fifaninana (inana)
Part of speech noun
 Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
 La rivalité, l'émulation [1.3]
Examples Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27]

Updated on 2023/01/09