|
|
|
|

Entry fifanekena (eky)
Part of speech noun
 Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany [1.1]
Examples 
1Hoy ny andininy anankiray ao amin'io fifanekena io [2.508]
2Tsy novitainay tamin'ny resaka anefa izany fa nanaovanay fifanekena [2.356]

Entry Fifanekena
Part of speech noun
 Io boky io no mitantara mivelabelatra ny famoahana ny Lalàna mifehy ny Fanekempihavanana Taloha, ka mitaona hiala amin' ny toetra ratsy sy hiraiki-po amin' Andriamanitra [2.611]
Vocabulary 
Synonyms Deoteronomia ~ Detoronomy
Full text Parallel Bibles

Updated on 2026/01/10